Luke 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ho lehibe eo anatrehan’ny Tompo izy ary tsy hisotro divay na toaka sady hofenoina ny Fanahy Masina hatrany an-kibon’ny reniny aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ho lehibe eo imason’ny Tompo izy: tsy hisotro divay na zava-mahamamo izy, sady ho fenon’ny Fanahy Masina hatrany an-kibon-dreniny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ho lehibe eo anatrehan’ny Tompo izy, ary hifady divay sy zava-pisotro hafa mahamamo, sady ho feno ny Fanahy Masina hatrany an-kibon-dreniny.
Malagasy Bible 1865
Fa ho lehibe eo anatrehan'ny Tompo izy ary tsy hisotro divay na toaka sady hofenoina ny Fanahy Masina hatrany an-kibon-dreniny aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ho lehibe eo anatrehan’ny Tompo izy ary tsy hisotro divay na toaka sady hofenoina ny Fanahy Masina hatrany an-kibon’ny reniny aza.
malagasy
Fa ho lehibe eo anatrehan'ny Tompo izy ary tsy hisotro divay na toaka sady hofenoina ny Fanahy Masina hatrany an-kibon-dreniny aza.