Luke 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maro amin’ny Zanak’Israely no hampodiny amin’NY TOMPO Andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
maro amin’ny zanak’i Israely no hampodiny amin’ny Tompo Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro amin’ny Israelita no hampodîny amin’ny Tompo Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary maro amin'ny Zanak'isiraely no hampodiny amin'i Jehovah Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maro amin’ny Zanak’Israely no hampodiny amin’NY TOMPO Andriamaniny.
malagasy
Ary maro amin'ny Zanak'isiraely no hampodiny amin'i Jehovah Andriamaniny.