Luke 1:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Zakaria tamin’ilay anjely: Ahoana no hahafantarako izany? Fa izaho efa antitra ary efa antitra koa ny vadiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Zakaria tamin’ny Anjely: «Inona no hahafantarako izany fa izaho efa antitra, ary koa efa zokiolona ny vadiko?».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Zakarià tamin’ny anjely: –Fomba ahoana no hahazoako antoka an’izany? Izaho ity efa antitra ary ny vadiko efa zokiolona ihany koa.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Zakaria tamin'ilay anjely: Inona no hahafantarako izany? fa izaho efa antitra, ary efa antitra koa ny vadiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Zakaria tamin’ilay anjely: Ahoana no hahafantarako izany? Fa izaho efa antitra ary efa antitra koa ny vadiko.
malagasy
Ary hoy Zakaria tamin'ilay anjely: Inona no hahafantarako izany? fa izaho efa antitra, ary efa antitra koa ny vadiko.