Luke 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka izay efa natolotra antsika avy tamin’ireo vavolombelona nahita maso hatramin’ny voalohany sady efa tonga mpanompon’ny Teny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy noraisintsika tamin’ny vavolombelona sady nahita maso no mpitory teny hatramin’ny voalohany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nanovozan’ireo mpanoratra dia ny vavolombelona nahita maso hatrany am-boalohany sady niandraikitra ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra ka nampita izany tamintsika.
Malagasy Bible 1865
araka izay efa noraisintsika natolotry ny vavolombelona izay sady nahita maso no efa mpitory ny teny hatramin'ny voalohany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka izay efa natolotra antsika avy tamin’ireo vavolombelona nahita maso hatramin’ny voalohany sady efa tonga mpanompon’ny Teny,
malagasy
araka izay efa noraisintsika natolotry ny vavolombelona izay sady nahita maso no efa mpitory ny teny hatramin'ny voalohany:[Gr. mpanompo]