Luke 1:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, ho moana ianao ka tsy hahay miteny ambara-pahatongan’ny andro hisehoan’izany zavatra izany, ho valin’ny tsy ninoanao ny teniko, izay ho tanteraka amin’ny fotoanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa indro ho moana ianao ka tsy hahay miteny ambara-pahatongan’izany, noho ianao tsy nino ny teniko, izay ho tanteraka amin’ny fotoan’androny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ianao tsy nino ny teniko izay tsy maintsy ho tanteraka amin’ny fotoana voatendry dia ho moana ianao ka tsy afa-miteny mandra-pahatongan’izany.
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, ho moana ianao ka tsy hahay miteny ambara-pahatongan'ny andro hisehoan'izany zavatra izany, ho valin'ny tsy ninoanao ny teniko, izay ho tanteraka amin'ny fotoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, ho moana ianao ka tsy hahay miteny ambara-pahatongan’ny andro hisehoan’izany zavatra izany, ho valin’ny tsy ninoanao ny teniko, izay ho tanteraka amin’ny fotoanany.
malagasy
Koa, indro, ho moana ianao ka tsy hahay miteny ambara-pahatongan'ny andro hisehoan'izany zavatra izany, ho valin'ny tsy ninoanao ny teniko, izay ho tanteraka amin'ny fotoany.