Luke 1:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona dia niandry an’i Zakaria ka gaga noho izy naharitra ela tao amin’ny tempoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niandry an’i Zakaria anefa ny olona ka gaga noho izy naharitra ela tao amin’ny Tempoly;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niandry dia niandry an’i Zakarià ny vahoaka mpiangona ary gaga satria naharitra ela loatra tao amin’ny Toeramasina ity mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona dia niandry an'i Zakaria ka gaga noho izy naharitra ela tao amin'ny tempoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona dia niandry an’i Zakaria ka gaga noho izy naharitra ela tao amin’ny tempoly.
malagasy
Ary ny olona dia niandry an'i Zakaria ka gaga noho izy naharitra ela tao amin'ny tempoly.