Luke 1:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo rehefa niala tao izy dia tsy nahay niteny tamin’izy ireo; koa fantatry ny olona fa nahita fahitana tao amin’ny tempoly izy; nampiasa baiko moana taminy izy, ary mbola moana ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
kanjo nony nivoaka izy, dia tsy nahay niteny taminy, ka fantatry ny olona fa nahita fahitana tao anatin’ny Tempoly izy: dia baikon’ny moana no nitenenany taminy, fa moana tokoa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony injay anefa niala tao izy, dia tsy afa-niteny tamin’ny olona; hany ka takatr’ireo mpiangona fa nisy fahitana niseho taminy tao amin’ny Toeramasina. Baiko tanana no nataon’i Zakarià tamin’ny olona ary dia nitohy ny naha moana azy.
Malagasy Bible 1865
Kanjo rehefa nivoaka izy, dia tsy nahay niteny taminy; ary dia fantatry ny olona fa efa nahita fahitana tao amin'ny tempoly izy; ary izy nanao baikon'ny moana taminy, ary dia mbola moana ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo rehefa niala tao izy dia tsy nahay niteny tamin’izy ireo; koa fantatry ny olona fa nahita fahitana tao amin’ny tempoly izy; nampiasa baiko moana taminy izy, ary mbola moana ihany.
malagasy
Kanjo rehefa nivoaka izy, dia tsy nahay niteny taminy; ary dia fantatry ny olona fa efa nahita fahitana tao amin'ny tempoly izy; ary izy nanao baikon'ny moana taminy, ary dia mbola moana ihany.