Luke 1:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tapitra ny andro nanaovany fanompoam-pivavahana dia lasa nody tany an-tranony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tapitra ny anjara androny amin’ny raharahany, dia nody tany an-tranony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tapitra ny fotoana anjara fanompoany, dia lasa nandeha nody i Zakarià.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra ny andro nanaovany fanompoam-pivavahana, dia lasa nody tany an-tranony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tapitra ny andro nanaovany fanompoam-pivavahana dia lasa nody tany an-tranony izy.
malagasy
Ary rehefa tapitra ny andro nanaovany fanompoam-pivavahana, dia lasa nody tany an-tranony izy.