Luke 1:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany andro izany dia nitoe-jaza i Elizabeta vadiny, dia niery dimy volana izy ka nilaza hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary taorian’izany andro izany dia nitoe-jaza i Elizabeta vadiny, ary niery dimy volana ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoe-jaza i Elizabeta vadiny tatỳ aoriana kely ary tsy nisehoseho nandritra ny dimy volana. Hoy ny eritreriny hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary taorian'izany andro izany dia nitoe-jaza Elizabeta vadiny, dia niery dimy volana izy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany andro izany dia nitoe-jaza i Elizabeta vadiny, dia niery dimy volana izy ka nilaza hoe:
malagasy
Ary taorian'izany andro izany dia nitoe-jaza Elizabeta vadiny, dia niery dimy volana izy ka nanao hoe: