Luke 1:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no nataon’ny Tompo tamiko tamin’ny andro izay niheverany manokana ny hahafa-tondro-maso ahy amin’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no nataon’ny Tompo tamiko, tamin’ny andro nitsinjovany ahy hahafa-tondro-maso ahy amin’ny olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Nataon’ny Tompo tamiko izao, fa ankehitriny dia sitrany tokoa ny hahafa-tondromaso ahy eo amin’ny tany ama-monina.»
Malagasy Bible 1865
Izao no nataon'ny Tompo tamiko tamin'ny andro izay nitsinjovany hahafa-tondromaso ahy amin'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no nataon’ny Tompo tamiko tamin’ny andro izay niheverany manokana ny hahafa-tondro-maso ahy amin’ny olona.
malagasy
Izao no nataon'ny Tompo tamiko tamin'ny andro izay nitsinjovany hahafa-tondromaso ahy amin'ny olona.