Luke 1:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny fahenim-bolana dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna iray any Galilia antsoina hoe Nazareta,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nandray enina izy, dia nirahin’Andriamanitra ny Anjely Gabriely ho any amin’ny tanàna anankiray any Galilea atao hoe Nazareta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa bevohòka enim-bolana i Elizabeta, dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any amin’ny tanàna anankiray any Galilea atao hoe Nazareta,
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny fahenim-bolana dia nirahin'Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna anankiray any Galilia atao hoe Nazareta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny fahenim-bolana dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna iray any Galilia antsoina hoe Nazareta,
malagasy
Ary tamin'ny fahenim-bolana dia nirahin'Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna anankiray any Galilia atao hoe Nazareta,