Luke 1:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho any amin’ny virijiny iray, izay voafofo ho vadin’ny lehilahy atao hoe Josefa, avy tamin’ny taranak’i Davida; ny anaran’ilay virijiny dia Maria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho any amin’ny Virjiny anankiray fofom-badin’ilay lehilahy atao hoe Josefa, taranak’i Davida, ary ny anaran’ilay Virjiny dia Maria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hankao amin’ny tovovavy fofombadin’ny lehilahy atao hoe Jôsefa. Io Jôsefa io dia taranak’i Davida mpanjaka; ary i Maria no anaran’ilay tovovavy.
Malagasy Bible 1865
ho any amin'ny virijina anankiray, izay voafofo ho vadin'ny lehilahy atao hoe Josefa, avy tamin'ny taranak'i Davida; ary ny anaran'ny virijina dia Maria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho any amin’ny virijiny iray, izay voafofo ho vadin’ny lehilahy atao hoe Josefa, avy tamin’ny taranak’i Davida; ny anaran’ilay virijiny dia Maria.
malagasy
ho any amin'ny virijina anankiray, izay voafofo ho vadin'ny lehilahy atao hoe Josefa, avy tamin'ny taranak'i Davida; ary ny anaran'ny virijina dia Maria.