Luke 1:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niditra tao aminy ilay anjely dia niteny hoe: Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony niditra tao aminy ilay Anjely dia nanao hoe: «Arahaba, ry ilay feno hasoavana; ny Tompo ao aminao; nosoavina noho ny vehivavy ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niditra tao an-tranon’i Maria ilay anjely ka nanao taminy hoe: –Mifalia, ry nohasoavin’ny Tompo! Momba anao hatrany Izy!
Malagasy Bible 1865
Ary nony niditra tao aminy ilay anjely, dia nanao hoe: Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niditra tao aminy ilay anjely dia niteny hoe: Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao.
malagasy
Ary nony niditra tao aminy ilay anjely, dia nanao hoe: Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao.[Ampio hoe: voatahy samy vehivavy ianao]