Luke 1:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taitra loatra izy noho ny teniny ka nieritreritra izay tokony ho hevitr’izany fiarahabana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taitra izy nahare izany, ka nieritreritra izay tokony ho hevitr’izany fiarahabana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taitra tokoa i Maria noho izany teny izany, ka nieritreritra izay mety ho hevitr’ilay fiarahabana.
Malagasy Bible 1865
Ary taitra loatra izy noho ny teniny ka nieritreritra izay tokony ho hevitr'izany fiarahabana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taitra loatra izy noho ny teniny ka nieritreritra izay tokony ho hevitr’izany fiarahabana izany.
malagasy
Ary taitra loatra izy noho ny teniny ka nieritreritra izay tokony ho hevitr'izany fiarahabana izany.