Luke 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia sitrako koa, rehefa nofotorako tsara ny zavatra rehetra hatramin’ny niandohany, ny hanoratra izany aminao araka ny filaharany, ry Teofilo tsara indrindra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nataoko fa mety koa, rehefa niala nenina aho hahalala tsara ny zavatra rehetra hatramin’ny niandohany, ny hanoratra azy milamina tsara ho anao, ry Teôfily manan-kaja,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho koa mba namotopototra ny zavatra rehetra hatrany am-piandohana, ka sitrako ny manoratra ireny ho anao rehefa nalahatro tsara.
Malagasy Bible 1865
dia sitrako koa, rehefa nofotorako tsara ny zavatra rehetra hatramin'ny niandohany, ny hanoratra izany aminao araka ny filaharany, ry Teofilo tsara indrindra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia sitrako koa, rehefa nofotorako tsara ny zavatra rehetra hatramin’ny niandohany, ny hanoratra izany aminao araka ny filaharany, ry Teofilo tsara indrindra,
malagasy
dia sitrako koa, rehefa nofotorako tsara ny zavatra rehetra hatramin'ny niandohany, ny hanoratra izany aminao araka ny filaharany, ry Teofilo tsara indrindra,[Gr. mahery indrindra; teny fanajana ny lehibe izany]