Luke 1:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa efa nahita fahasoavana tamin’Andriamanitra ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny Anjely taminy: «Aza matahotra, ry Maria, fa sitrak’Andriamanitra ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny anjely taminy: –Aoka izay ny tahotra, ry Maria, fa efa nahazo tombon-tsoa tamin’Andriamanitra ianao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa efa nahita fitia tamin'Andriamanitra ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa efa nahita fahasoavana tamin’Andriamanitra ianao.
malagasy
Ary hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa efa nahita fitia tamin'Andriamanitra ianao.