Luke 1:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, hitoe-jaza ianao ka hiteraka zazalahy ary ny anarany dia hataonao hoe JESOSY.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro, hitoe-jaza ianao, ka hiteraka zazalahy, ary Jesoa no hataonao Anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitoe-jaza ianao, ho tera-dahy, ary i Jesoa no hataonao anarany.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, hitoe-jaza ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany dia hataonao hoe Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, hitoe-jaza ianao ka hiteraka zazalahy ary ny anarany dia hataonao hoe JESOSY.
malagasy
Ary, indro, hitoe-jaza ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany dia hataonao hoe Jesosy.