Luke 1:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy ho lehibe ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra; NY TOMPO Andriamanitra hanome Azy ny sezafiandrianan’i Davida rainy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho lehibe Izy ka hatao hoe Zanaky ny Avo indrindra; dia homen’Andriamanitra ny fiketrahan’i Davida rainy Izy, ka hanjaka mandrakizay amin’ny taranak’i Jakôba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho lehibe Izy sady hantsoina hoe Zanaky ny Avo indrindra. Ny Tompo Andriamanitra hahatonga Azy ho mpanjaka handimby an’i Davida razambeny;
Malagasy Bible 1865
Izy ho lehibe ka hatao hoe Zanaky ny Avo Indrindra; ary Jehovah Andriamanitra hanome Azy ny seza fiandrianan'i Davida rainy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy ho lehibe ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra; NY TOMPO Andriamanitra hanome Azy ny sezafiandrianan’i Davida rainy;
malagasy
Izy ho lehibe ka hatao hoe Zanaky ny Avo Indrindra; ary Jehovah Andriamanitra hanome Azy ny seza fiandrianan'i Davida rainy;