Luke 1:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hanjaka amin’ny taranak’i Jakoba mandrakizay Izy; ary ny fanjakany tsy hanam-pahataperana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hanjaka mandrakizay amin’ny vahoaka Israely Izy ary tsy hanam-pahataperana ny Fanjakàny.
Malagasy Bible 1865
ary hanjaka amin'ny taranak'i Jakoba mandrakizay Izy; ary ny fanjakany tsy hanam-pahataperana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hanjaka amin’ny taranak’i Jakoba mandrakizay Izy; ary ny fanjakany tsy hanam-pahataperana.
malagasy
ary hanjaka amin'ny taranak'i Jakoba mandrakizay Izy; ary ny fanjakany tsy hanam-pahataperana.