Luke 1:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Maria tamin’ilay anjely: Hanao ahoana re no hahatanteraka izany, fa tsy nahalala lahy aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Maria tamin’ilay Anjely: «Ahoana no hahatongavan’izany, fa tsy mahalala lahy aho?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Maria tamin’ny anjely: –Hanao ahoana àry no hahatanterahan’izany, fa izaho manko virijiny?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Maria tamin'ilay anjely: Hanao ahoana re no hahatanteraka izany, fa tsy mahalala lahy aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Maria tamin’ilay anjely: Hanao ahoana re no hahatanteraka izany, fa tsy nahalala lahy aho?
malagasy
Ary hoy Maria tamin'ilay anjely: Hanao ahoana re no hahatanteraka izany, fa tsy mahalala lahy aho?