Luke 1:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay anjely namaly azy hoe: Ho tonga aminao ny Fanahy Masina, ary hisy herin’ny Avo Indrindra hanaloka anao; koa ny Masina izay haterakao dia hantsoina hoe Zanak’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ny Fanahy Masina, hoy ny Anjely namaly azy, no ho tonga ao aminao, ary ny herin’ny Avo indrindra hanaloka anao; noho izany dia hatao hoe Zanak’Andriamanitra ny Masina haterakao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ny anjely hoe: –Ho tonga eo aminao ny Fanahy Masina, ka ny herin’ny Avo indrindra hanarona anao. Noho izany ilay Masina haterakao dia hantsoina hoe Zanak’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay anjely namaly ka nanao taminy hoe: Ny Fanahy Masina ho tonga ao aminao, ary hisy herin'ny Avo Indrindra hanaloka anao; koa ny Masina Izay hateraka dia hatao hoe Zanak'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay anjely namaly azy hoe: Ho tonga aminao ny Fanahy Masina, ary hisy herin’ny Avo Indrindra hanaloka anao; koa ny Masina izay haterakao dia hantsoina hoe Zanak’Andriamanitra.
malagasy
Ary ilay anjely namaly ka nanao taminy hoe: Ny Fanahy Masina ho tonga ao aminao, ary hisy herin'ny Avo Indrindra hanaloka anao; koa ny Masina Izay hateraka dia hatao hoe Zanak'Andriamanitra.[Na: haterakao]