Luke 1:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro i Elizabeta havanao dia efa mitoe-jaza koa, na dia efa antitra aza; efa mandray ny fahenim-bolana izy, izay natao hoe momba, izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro, i Elizabeta rahavavinao dia efa mitoe-jaza koa na dia efa antitra aza, ary efa mandray enina izy izao ilay natao hoe momba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro i Elizabeta havanao efa mitoe-jaza koa, na iny izy antitra iny aza, ary efa bevohòka enim-bolana izao ilay natao hoe momba.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, Elizabeta havanao dia efa mitoe-jaza koa, na dia efa antitra aza; ary efa mandray enina izy izao, izay natao hoe momba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro i Elizabeta havanao dia efa mitoe-jaza koa, na dia efa antitra aza; efa mandray ny fahenim-bolana izy, izay natao hoe momba, izao.
malagasy
Ary, indro, Elizabeta havanao dia efa mitoe-jaza koa, na dia efa antitra aza; ary efa mandray enina izy izao, izay natao hoe momba.