Luke 1:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Maria: Inty ny mpanompovavin’ny Tompo; aoka anie ho tonga amiko araka ny teninao. Dia nandao azy ilay anjely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Maria: «Inty aho ankizivavin’ny Tompo, aoka anie ho tanteraka amiko araka ny teninao.» Dia niala teo aminy ny Anjely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia hoy i Maria: –Intỳ aho mpanompovavin’ny Tompo, aoka anie ho tonga amiko araka ny teninao! Dia nandao azy ilay anjely.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Maria: Inty ny ankizivavin'ny Tompo; aoka anie ho tonga amiko araka ny teninao. Dia nandao azy ilay anjely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Maria: Inty ny mpanompovavin’ny Tompo; aoka anie ho tonga amiko araka ny teninao. Dia nandao azy ilay anjely.
malagasy
Dia hoy Maria: Inty ny ankizivavin'ny Tompo; aoka anie ho tonga amiko araka ny teninao. Dia nandao azy ilay anjely.