Luke 1:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niainga i Maria tamin’izany andro izany ka nandeha haingana ho any amin’ny faritra be havoana, ho ao an-tanàna iray any Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niainga i Maria tamin’izany andro izany, ka nandeha haingana ho any amin’ny tany be tendrombohitra, ho any an-tanàna anankiray any Jodà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga i Maria tamin’izany andro izany, ka nandeha faingana ho any amin’ny tanàna anankiray anatin’ny faritra be havoana any Joda,
Malagasy Bible 1865
Ary Maria niainga tamin'izany andro izany ka nandeha faingana ho any amin'ny tany havoana, ho ao an-tanàna anankiray any Joda;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niainga i Maria tamin’izany andro izany ka nandeha haingana ho any amin’ny faritra be havoana, ho ao an-tanàna iray any Joda.
malagasy
Ary Maria niainga tamin'izany andro izany ka nandeha faingana ho any amin'ny tany havoana, ho ao an-tanàna anankiray any Joda;