Luke 1:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra tao an-tranon’i Zakaria izy ka niarahaba an’i Elizabeta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary niditra tao an-tranon’i Zakaria ka niarahaba an’i Elizabeta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary namantana tao an-tranon’i Zakarià ka niarahaba an’i Elizabeta.
Malagasy Bible 1865
ary niditra tao an-tranon'i Zakaria izy ka niarahaba an'i Elizabeta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra tao an-tranon’i Zakaria izy ka niarahaba an’i Elizabeta.
malagasy
ary niditra tao an-tranon'i Zakaria izy ka niarahaba an'i Elizabeta.