Luke 1:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’i Elizabeta ny fiarahaban’i Maria dia nibitaka ny zaza tao an-kibony; ary nofenoina ny Fanahy Masina i Elizabeta
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony vao ren’i Elizabeta ny fiarahaban’i Maria azy, dia nientana ny zaza tao an-kibony, ary feno ny Fanahy Masina i Elizabeta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vantany vao henon’i Elizabeta niarahaba azy i Maria, dia injao nibita-karavoana ilay zaza tao an-kibon’i Elizabeta; ary feno ny Fanahy Masina i Elizabeta
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'i Elizabeta ny fiarahaban'i Maria, dia nibitaka ny zaza tao an-kibony; ary nofenoina ny Fanahy Masina Elizabeta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’i Elizabeta ny fiarahaban’i Maria dia nibitaka ny zaza tao an-kibony; ary nofenoina ny Fanahy Masina i Elizabeta
malagasy
Ary rehefa ren'i Elizabeta ny fiarahaban'i Maria, dia nibitaka ny zaza tao an-kibony; ary nofenoina ny Fanahy Masina Elizabeta,[Na: niantsambotra]