Luke 1:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niantso tamin’ny feo mahery hoe: Notahìna amin’ny samy vehivavy ianao ary notahìna ny hateraky ny kibonao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanandra-peo niantso mafy hoe: «Nosoavina noho ny vehivavy rehetra ianao, ary nosoavina ny hateraky ny kibonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanandra-peo niantso mafy hoe: –Nombàn’Andriamanitra fitahiana amin’ny samy vehivavy ianao, ary nombàny fitahiana koa Ilay haterakao!
Malagasy Bible 1865
dia niantso tamin'ny feo mahery hoe izy: Voatahy samy vehivavy ianao, ary voatahy ny hateraky ny kibonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niantso tamin’ny feo mahery hoe: Notahìna amin’ny samy vehivavy ianao ary notahìna ny hateraky ny kibonao!
malagasy
dia niantso tamin'ny feo mahery hoe izy: Voatahy samy vehivavy ianao, ary voatahy ny hateraky ny kibonao.