Luke 1:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy aiza no ahatongavan’izao amiko no mba vangìn’ny renin’ny Tompoko aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary avy aiza amiko izao no mba vangian’ny Renin’ny Tompoko aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zinona moa aho no mba vangian’ny renin’ny Tompoko?
Malagasy Bible 1865
Avy aiza no ahatongavan'izao amiko, no mba vangian'ny renin'ny Tompoko aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy aiza no ahatongavan’izao amiko no mba vangìn’ny renin’ny Tompoko aho?
malagasy
Avy aiza no ahatongavan'izao amiko, no mba vangian'ny renin'ny Tompoko aho?