Luke 1:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, raha vao ren’ny sofiko ny feon’ny fiarahabanao dia nibitaka noho ny hafaliana ny zaza ato an-kiboko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indro raha vao ren’ny sofiko ny feonao niarahaba ahy, dia nientan-kafaliana ny zaza tato an-kiboko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa indro vantany vao henoko niarahaba ahy ianao, dia nibitaky ny haravoana tokoa ny zaza tao an-kiboko.
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, raha vao ren'ny sofiko ny feon'ny fiarahabanao, dia nibitaka noho ny hafaliana ny zaza ao an-kiboko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, raha vao ren’ny sofiko ny feon’ny fiarahabanao dia nibitaka noho ny hafaliana ny zaza ato an-kiboko.
malagasy
Fa, indro, raha vao ren'ny sofiko ny feon'ny fiarahabanao, dia nibitaka noho ny hafaliana ny zaza ao an-kiboko.