Luke 1:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ianao izay nino; fa hefaina izay zavatra nampilazain’ny Tompo taminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary sambatra ilay nino fa ho tanteraka izay nampilazain’ny Tompo taminy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary sambatra ianao nino fa ho tanteraka izay nampilazain’ny Tompo taminao!
Malagasy Bible 1865
Ary sambatra ianao izay nino; fa hefaina izay zavatra nampilazain'ny Tompo taminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ianao izay nino; fa hefaina izay zavatra nampilazain’ny Tompo taminao.
malagasy
Ary sambatra ianao izay nino; fa hefaina izay zavatra nampilazain'ny Tompo taminao.