Luke 1:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny fanahiko dia ravoravo tamin’Andriamanitra, Mpamonjy ahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary faly sy ravo amin’Andriamanitra Mpamonjy ahy ny foko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny aiko miravo amin’Andriamanitra Mpamonjy ahy,
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanahiko efa ravoravo tamin'Andriamanitra, Mpamonjy ahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny fanahiko dia ravoravo tamin’Andriamanitra, Mpamonjy ahy;
malagasy
Ary ny fanahiko efa ravoravo tamin'Andriamanitra, Mpamonjy ahy;