Luke 1:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa efa nijery ny fahambanian’ny toetry ny mpanompovaviny Izy. Fa indro, hatramin’ny ankehitriny dia hataon’ny taranaka rehetra ho sambatra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa notsinjoviny ny fiambanian’ny ankizy vaviny. Fa indro, hatramin’izao, dia hataon’ny taranaka rehetra hoe sambatra aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
noho Izy nitsinjo ahy mpanompovaviny tsinontsinona! Eny, hatramin’izao dia hambaran’ny taranaka rehetra hoe sambatra aho,
Malagasy Bible 1865
Fa efa nijery ny fahambani-toetry ny ankizivaviny Izy. Fa, indro, hatramin'ny ankehitriny dia hataon'ny taranaka rehetra ho sambatra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa efa nijery ny fahambanian’ny toetry ny mpanompovaviny Izy. Fa indro, hatramin’ny ankehitriny dia hataon’ny taranaka rehetra ho sambatra aho.
malagasy
Fa efa nijery ny fahambani-toetry ny ankizivaviny Izy. Fa, indro, hatramin'ny ankehitriny dia hataon'ny taranaka rehetra ho sambatra aho.