Luke 1:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Mahery efa nanatanteraka zavatra lehibe tamiko; masina ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria efa nanao zavatra lehibe tamiko ilay Mahefa. Ary masina ny Anarany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa zava-dehibe no nataon’ilay Mahery tamiko. Masina ny anarany!
Malagasy Bible 1865
Fa ny Mahery efa nanao zavatra lehibe tamiko; Ary masina ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Mahery efa nanatanteraka zavatra lehibe tamiko; masina ny anarany.
malagasy
Fa ny Mahery efa nanao zavatra lehibe tamiko; Ary masina ny anarany.