Luke 1:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanatanteraka asa lehibe tamin’ny sandriny Izy; nampihahaka ny mpiavonavona tamin’ny fiheveran’ny fony Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahefa asa mahery tamin’ny sandriny Izy: dia nampihàfiny izay niavonavona tamin’ny fisainan’ny fony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanatanterahany asa lehibe ny sandriny mahery; ka ny mpihevi-tena ho ambony nataony mihahaka.
Malagasy Bible 1865
Nanao asa lehibe tamin'ny sandriny Izy; Nampihahaka ny mpiavonavona tamin'ny fiheveran'ny fony Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanatanteraka asa lehibe tamin’ny sandriny Izy; nampihahaka ny mpiavonavona tamin’ny fiheveran’ny fony Izy.
malagasy
Nanao asa lehibe tamin'ny sandriny Izy; Nampihahaka ny mpiavonavona tamin'ny fiheveran'ny fony Izy.