Luke 1:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampiala ny lehibe tamin’ny sezafiandrianany Izy ary nanandratra ny ambany kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naongany hiala tamin’ny fiketrahany ny mpanapaka, fa ny ambany kosa nasandrany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanjakazaka naongany hiala tamin’ny sezafiandrianany; ny tsinontsinona kosa nasandrany.
Malagasy Bible 1865
Nampiala ny lehibe tamin'ny seza fiandrianany Izy, Ary nanandratra ny ambany kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampiala ny lehibe tamin’ny sezafiandrianany Izy ary nanandratra ny ambany kosa.
malagasy
Nampiala ny lehibe tamin'ny seza fiandrianany Izy, Ary nanandratra ny ambany kosa.