Luke 1:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny noana dia novokisany soa; ny manankarena kosa dia nampialainy maina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny noana novokisany soa, fa ny mpanan-karena kosa dia nampodiny mitondra tanam-polo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny noana novokisany zava-tsoa; ny mpanankarena kosa nalefany nody maina.
Malagasy Bible 1865
Ny noana novokisany soa; Fa ny manan-karena kosa nampialainy maina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny noana dia novokisany soa; ny manankarena kosa dia nampialainy maina.
malagasy
Ny noana novokisany soa; Fa ny manan-karena kosa nampialainy maina.