Luke 1:54 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niahy ny Israely mpanompony Izy sady nahatsiaro ny famindrampony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niahy an’i Israely mpanompony Izy, fa tsy hadinony ny famindram-pony
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niahy ny vahoaka Israely mpanompony Andriamanitra, satria nahatsiaro ny teniny tamin’ny razantsika; dia ny hamindra fo mandrakizay amin’i Abrahama sy ny taranany.
Malagasy Bible 1865
Niahy an'isiraely mpanompony Izy, fa nahatsiaro ny famindram-pony
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niahy ny Israely mpanompony Izy sady nahatsiaro ny famindrampony,
malagasy
Niahy an'isiraely mpanompony Izy, fa nahatsiaro ny famindram-pony