Luke 1:55 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny voalazany tamin’ny razantsika, tamin’i Abrahama sy ny taranany mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’i Abrahama sy ny taranany mandrakizay, araka ny efa voalazany tamin’ny razantsika.»
Malagasy Bible 1865
(Araka ny voalazany tamin'ny razantsika), tamin'i Abrahama sy ny taranany mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny voalazany tamin’ny razantsika, tamin’i Abrahama sy ny taranany mandrakizay.
malagasy
(Araka ny voalazany tamin'ny razantsika), tamin'i Abrahama sy ny taranany mandrakizay.