Luke 1:56 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitoetra teo amin’i Elizabeta tokony ho telo volana i Maria vao nody tany an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitoetra tokony ho telo volana tao amin’i Elizabeta i Maria vao nody tany an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoetra tokony ho telo volana tao amin-dry Elizabeta i Maria vao lasa nody.
Malagasy Bible 1865
Ary Maria nitoetra teo amin'i Elizabeta tokony ho telo volana vao nody tany an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitoetra teo amin’i Elizabeta tokony ho telo volana i Maria vao nody tany an-tranony.
malagasy
Ary Maria nitoetra teo amin'i Elizabeta tokony ho telo volana vao nody tany an-tranony.