Luke 1:57 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga ny andro hiterahan’i Elizabeta dia niteraka zazalahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tonga ny andro hiterahan’i Elizabeta dia tera-dahy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga ny fotoana hahaveloman’i Elizabeta ka tera-dahy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga ny andro hahaveloman'i Elizabeta, dia niteraka zazalahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga ny andro hiterahan’i Elizabeta dia niteraka zazalahy izy.
malagasy
Ary tonga ny andro hahaveloman'i Elizabeta, dia niteraka zazalahy izy.