Luke 1:58 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandre ny mpiaramonina taminy sy ny havany fa efa nohalehibeazin’ny Tompo ny famindrampony taminy; dia niara-nifaly taminy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nahare ny mpiara-monina aminy sy ny havany fa efa nankalazain’ny Tompo ny famindram-pony taminy, ka dia niara-nifaly taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpiara-monina sy ny lafin-kavana dia samy nahare fa nanehoan’ny Tompo hatsaram-po lehibe i Elizabeta ka niara-paly taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny niara-monina taminy sy ny havany nandre fa efa nohalehibiazin'ny Tompo ny famindram-pony taminy; dia niara-nifaly taminy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandre ny mpiaramonina taminy sy ny havany fa efa nohalehibeazin’ny Tompo ny famindrampony taminy; dia niara-nifaly taminy ireo.
malagasy
Ary ny niara-monina taminy sy ny havany nandre fa efa nohalehibiazin'ny Tompo ny famindram-pony taminy; dia niara-nifaly taminy ireo.