Luke 1:59 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahavalo dia tonga hamora ny zaza izy ireo, koa efa saika hantsoiny araka ny anaran’ny rainy hoe Zakaria, izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka havaloana, dia tonga izy hamora ny zaza, ary Zakaria, araka ny anaran-drainy no ndeha hataony anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka herinandro, dia tonga indray izy rehetra hamora ny zaza, ary ny anaran-drainy hoe Zakarià no saika hiantsoany azy.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahavalo dia tonga hamora ny zaza izy, ka efa saiky hataony hoe Zakaria araka ny anaran-drainy ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahavalo dia tonga hamora ny zaza izy ireo, koa efa saika hantsoiny araka ny anaran’ny rainy hoe Zakaria, izy.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahavalo dia tonga hamora ny zaza izy, ka efa saiky hataony hoe Zakaria araka ny anaran-drainy ny anarany.