Luke 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy marina teo anatrehan’Andriamanitra izy mivady sady nandeha tsy nanan-tsiny tamin’ny fanarahana ny didy sy ny fitsipika rehetra nomen’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy marina teo imason’Andriamanitra izy mivady, sady nitondra tena tsy nanan-tsiny tamin’ny didy sy ny tenin’ny Tompo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Olo-marina teo anatrehan’Andriamanitra izy mivady ary nanaraka ny didy amam-pitsipiky ny Tompo an-tsakany sy an-davany.
Malagasy Bible 1865
Ary samy marina teo anatrehan'Andriamanitra izy mivady sady nitondra tena tsy nanan-tsiny araka ny didy sy ny fitsipika rehetra nomen'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy marina teo anatrehan’Andriamanitra izy mivady sady nandeha tsy nanan-tsiny tamin’ny fanarahana ny didy sy ny fitsipika rehetra nomen’ny Tompo.
malagasy
Ary samy marina teo anatrehan'Andriamanitra izy mivady sady nitondra tena tsy nanan-tsiny araka ny didy sy ny fitsipika rehetra nomen'ny Tompo.