Luke 1:60 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny reniny: Tsy izany, fa hatao hoe Jaona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niteny reniny nanao hoe: «Tsia, tsy izany, fa hatao hoe Joany izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niteny ny reniny nanao hoe: –Tsy izany, fa hatao hoe Jôhany izy!
Malagasy Bible 1865
Fa ny reniny namaly ka nanao hoe: Tsy izany, fa hatao hoe Jaona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny reniny: Tsy izany, fa hatao hoe Jaona izy.
malagasy
Fa ny reniny namaly ka nanao hoe: Tsy izany, fa hatao hoe Jaona izy.