Luke 1:61 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy izy ireo taminy: Tsy misy na dia iray akory aza amin’ny havanao izay manana izany anarana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy izy ireo taminy: «Tsy misy na dia iray aza amin’ny havanao manana izany anarana izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ireo taminy: –Kanefa ao amin’ny fianakavianao dia tsy misy mihitsy manana anarana hoe Jôhany!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy ireo taminy: Tsy misy na dia iray akory aza amin'ny havanao izay manana izany anarana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy izy ireo taminy: Tsy misy na dia iray akory aza amin’ny havanao izay manana izany anarana izany.
malagasy
Fa hoy izy ireo taminy: Tsy misy na dia iray akory aza amin'ny havanao izay manana izany anarana izany.