Luke 1:62 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao baiko moana tamin’ny rainy izy ireo ka nanontany ny amin’izay tiany hatao anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanao baikon’ny moana tamin’ny rainy izy ireo nanontany izay tiany hatao anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaovan-dry zareo baiko tanana ny rain’ity zaza hahalalàna izay anarana tiany homena azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao baikon'ny moana tamin'ny rainy iry ireo, izay tokony ho tiany hatao anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao baiko moana tamin’ny rainy izy ireo ka nanontany ny amin’izay tiany hatao anarany.
malagasy
Ary nanao baikon'ny moana tamin'ny rainy iry ireo, izay tokony ho tiany hatao anarany.