Luke 1:63 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nangataka solaitra iray izy ka nanoratra hoe: Jaona no anarany. Dia gaga avokoa izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nangataka fàfana izy, ary nanoratra hoe: «Joany no anarany»; ka gaga daholo izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitaky fitaovana hanoratana i Zakarià ka nanoratra hoe: «I Jôhany no anarany.» Nahagaga azy rehetra izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nangataka fàfana izy ka nanoratra hoe: Jaona no anarany. Dia gaga avokoa izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nangataka solaitra iray izy ka nanoratra hoe: Jaona no anarany. Dia gaga avokoa izy rehetra.
malagasy
Ary nangataka fàfana izy ka nanoratra hoe: Jaona no anarany. Dia gaga avokoa izy rehetra.