Luke 1:64 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisokatra niaraka tamin’izay ny vavany ka afaka niteny ny lelany; dia niteny izy ka nidera an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay dia nisokatra ny vavany, ary nivaha ny lelany, dia niteny izy ka nisaotra an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo no ho eo ihany dia nahay niteny indray i Zakarià, ary nanezaka nidera an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nisokatra niaraka tamin'izay ny vavany, ka afaka niteny ny lelany; dia niteny izy ka nidera an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisokatra niaraka tamin’izay ny vavany ka afaka niteny ny lelany; dia niteny izy ka nidera an’Andriamanitra.
malagasy
Ary dia nisokatra niaraka tamin'izay ny vavany, ka afaka niteny ny lelany; dia niteny izy ka nidera an'Andriamanitra.