Luke 1:65 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia raiki-tahotra izay rehetra niara-monina taminy; ary niely teny amin’ny tany be havoana any Jodia rehetra ny lazan’izany rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azon’ny tahotra avokoa ny mponina rehetra teny manodidina, ary niely hatraiza hatraiza tany amin’ny tendrombohitr’i Jodea izany zava-mahatalanjona rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raiki-tahotra avokoa ny mpiara-monina ka niely eran’ny faritra be havoana any Jodea ny resaka momba izany zava-nitranga rehetra izany.
Malagasy Bible 1865
Dia raiki-tahotra izay rehetra niara-monina taminy; ary niely teny amin'ny tany havoan'i Jodia rehetra ny lazan'izany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia raiki-tahotra izay rehetra niara-monina taminy; ary niely teny amin’ny tany be havoana any Jodia* rehetra ny lazan’izany rehetra izany.
malagasy
Dia raiki-tahotra izay rehetra niara-monina taminy; ary niely teny amin'ny tany havoan'i Jodia rehetra ny lazan'izany rehetra izany.