Luke 1:66 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra nandre koa dia nandatsaka izany tao am-pony ka niteny hoe: Ho zaza toy inona re io? Fa ny tanan’ny Tompo no nomba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay rehetra nahare dia nandatsaka izany tao am-pony ka nanao hoe: «Ho inona re ity zaza ity? Fa nomba azy ny tanan’ny Tompo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasa eritreritra daholo ireo nandre ka velom-panontaniana hoe: –Hanao ahoana re io zaza io? Ary nomba azy tokoa ny herin’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra nandre dia nandatsaka izany tam-pony ka nanao hoe: Ho zaza hanao ahoana re io? Fa ny tanan'ny Tompo nomba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra nandre koa dia nandatsaka izany tao am-pony ka niteny hoe: Ho zaza toy inona re io? Fa ny tanan’ny Tompo no nomba azy.
malagasy
Ary izay rehetra nandre dia nandatsaka izany tam-pony ka nanao hoe: Ho zaza hanao ahoana re io? Fa ny tanan'ny Tompo nomba azy.